Indro, Izaho no Andriamanitry ny nofo rehetra ; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va? Jeremia 32:27 Tsy miova Jesosy omaly sy anio ary mandrakizay. Izy no Alfa, Izy no Omega. Aoka izay rehetra manam-pofon'aina hidera sy hanantena Azy fa Izy irery no Andriamanitra mandrakizay. JESOSY KRISTY, NO LIMIT !!